Entrée | 1 tsy hita noanoa |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 tsy hita, noanoa |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
5 [1.1] enti-milaza fahalavirana na halalinana sarotra faritana; be dia be, lavitra dia lavitra, lalina dia lalina |
Explications en anglais |
6 [1.2] [tsy hita, not seen.] very deep. 7 [1.7] bottomless (of a chasm) |
Explications en français |
8 [1.8] sans fond, très profond |
Exemples |
9 [2.895] Teti-karena tsy hita noanoa no voababony. 10 [4.27] tsy hita noanoa ny fahavoazana tao an-tanàna; 11 [2.472] Mampihena tsy hita noanoa ny fandaniana noho ny karaman' ny mpiasa izany. |
Synonymes | 12 tsy hita hirangirana, tsy hita lavadavaka, tsy hita pesipesenina, tsy hita velively, tsy hita zambazamba |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |